Entry |
mikobabaka
(kobabaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mimenomenona sy mikorataba noho ny fahavoazana nihatra tamin' ny tena: Manao zavatra, lingitra erỳ; ka voa vao mikobabaka Manao zavatra dodo-na erỳ noho ny fitiavana na fanajana: Tonga ny rafozany ka nikobabaka eran' ny trano izy [1.1]
|
Explanations in French | S'empresser par affection ou par respect, s'agiter:
Tonga vahiny izy ka mikobabaka eran' ny trano (Il a reçu un hôte et s’agite dans la maison pour le servir) [1.3]
|
Examples | Tsy mbola lasa, lehiroa, fa aza mikobabaka.
[2.528]
|
Morphology |
Present : |
mikobabaka |
Past : |
nikobabaka |
Future : |
hikobabaka |
Imperative : |
mikobabaha |
|
|