|
|
|
|

Entry1  mikobabaka
Root  2 kobabaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mimenomenona sy mikorataba noho ny fahavoazana nihatra tamin' ny tena: Manao zavatra, lingitra erỳ; ka voa vao mikobabaka
5 Manao zavatra dodo-na erỳ noho ny fitiavana na fanajana: Tonga ny rafozany ka nikobabaka eran' ny trano izy [1.1]
Explanations in French  6 S'empresser par affection ou par respect, s'agiter: Tonga vahiny izy ka mikobabaka eran' ny trano (Il a reçu un hôte et s’agite dans la maison pour le servir) [1.3#343]
Examples  7  Tsy mbola lasa, lehiroa, fa aza mikobabaka. [2.528#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Updated on 2025/12/08