Entry mikimbato (kimbato)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikiry tsy mety miteny: Nanontaniana izy, nefa nikimbato tsy azo natao ahoana amin' ahoana [1.1]
Explanations in French S’obstiner à se taire [1.3]
Morphology 
Present : mikimbato
Past : nikimbato
Future : hikimbato

Anagrams 

Updated on 2024/02/27