Entry | mikifaefae | |
Part of speech | active verb | |
Explanations in Malagasy | [Betsileo] Mitsanga-mahitsy: Ny vatolahy hoe ro mikifaefae tsa mangaike ko ny tatao ro tomoetsa tsa mba miandre (Ny vatolahy no mitsangana tsy miantso, hono, ka ny fanataovana no mitomoetra tsy mba miandry [1.78] | |
Updated on 2023/10/20 |