Entry mikiaka (kiaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manao feo taitra mikarantsana mafy: Nikiaka tohana ilay feo dia tsy heno intsony [Rajemisa 1985]
Morphology 
mikiaka
nikiaka
hikiaka
mikiaha
Quotes 

Entry mikiaka (kiaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Misoritra, misy kiaka: Mikiaka ity fitaratra ity ka tsy tiako fa itsy no hovidiko [Rajemisa 1985]
Morphology 
mikiaka
nikiaka
hikiaka

2010/05/14