Entry | 1 mikendry |
Root | 2 kendry |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitily: Mikendry vorona Mitady hahazo: Tsy mikendry izany raharaha izany aho akory Mikasa, manampo: Mikendry handeha izy rahampitso |
Explanations in English |
5 [1.7] to aim at; to have in view |
Explanations in French |
6 [1.8] viser; se proposer, avoir en vue |
Morphology |
|
Anagrams | 11 mendriky, mikendry |
Updated on 2023/01/20 |