|
|
|
|

Entry1  mikatroka rarangy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1]
Synonyms  4  manao rarangy, mamely rarangy
Elementary words  5  mikatroka, rarangy

Updated on 2023/04/16