Entry mikatraka (katraka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Maneno, heno mikepoka: Nidona tamin' ny vato ny lohakoha nikatraka terỳ
¶ Heno misefosefo, misatrasatra: Mikatraka ny tratran' ity marary ity izany [Rajemisa 1985]
Morphology 
mikatraka
nikatraka
hikatraka
mihatraha

Updated on 2020/07/31