Entry mikaretsaka (karetsaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandalo haingana, tsy hitahita akory: Misy voalavo mikaretsaka eran' ny trano izao antoandro be izao
¶ Mitsoriaka, mandeha vetivety: Lasa nikaretsaka any an-tsena izy
¶ Mihazakazaka haingana dia haingana: Mikaretsaka io soavaly io
¶ Maka, mangalatra amim-pahakingana: Nisy nikaretsaka ny bokiko teto [Rajemisa 1985]
Explanations in English to pass or move rapidly [Hallanger 1973]
Explanations in French passer rapidement, s'élancer [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Morphology 
mikaretsaka
nikaretsaka
hikaretsaka
mikaretsaha

Updated on 2020/07/31