Entry mikarapoka (karapoka (kapoka))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mianjera na lavo tampoka: Fanina izy ka niankarapoka tamin' ny tany [1.1]
Examples Na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka, fa Jehovah no mitantana azy. [2.996]
Morphology 
Present : mikarapoka
Past : nikarapoka
Future : hikarapoka
Imperative : mikarapoha
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20