Entry | mikaraoka (karaoka) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny feo ateraky ny ravinkazo maina mihetsiketsika tsofin' ny rivotra, na zavatra aforiporitra na zavatra mikepokepoka raha tsakoina [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2023/01/20 |