Entry |
mikarama
(karama)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitady vola amin' ny alalan' ny asa: Be ny mikarama amin' izao andro izao Miasa ho an' olona ka mahazo vola amin' izany: Mikarama amin-dRakoto izy [1.1]
|
Explanations in English | To work for wages [1.7]
|
Explanations in French | être salarié [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mikarama |
Past : |
nikarama |
Future : |
hikarama |
Imperative : |
mikaramà |
|
|
Entry |
mikaramà
(karama)
|
Part of speech | imperative of active verb mikarama
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|