Entry mikapoka (kapoka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamely, mamono amin' ny tanana na hazo na karavasy: Mikapoka tandrimo
¶ Manasazy, manafay: Andriamanitra no nikapoka azy [Rajemisa 1985]
English definition to flog, to beat [Hallanger 1973]
French definition frapper, battre, fustiger [Hallanger 1974]
Morphology 
mikapoka
nikapoka
hikapoka
mikapoha
Quotes 

Entry mikapoka
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Bara] manakatona (varavarana)
¶ pahina: Mikapoka ny masony [Rakotosaona 1975]

Updated on 2012/08/12