Entry mikaikaika (kaikaika)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitomany, mijaly mafy, mandatsa-dranomaso be: Nikaikaika Ravehivavy io fa maty ny zanany
¶ Mitoloko, mitaraindraina: Nikaikaika nandritra ny alina izy fa very ny kisoany
¶ Mimonomonona, mampiseho tsy fahafaliana: Mikaikaika ny vahoaka famisondrotra loatra ny vidin-javatra
¶ Mimenomenona, mimonomonona, mimonjomonjo, mimoimoy, mikoinkoina [Rajemisa 1985]
Morphology 
mikaikaika
nikaikaika
hikaikaika
mikaikaiha
Quotes 

Updated on 2011/10/24