Entry mikabary (kabary)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao kabary: Nikabary tamin' ny mponina tao Ampefy ny filohan' ny Nosy
Milaza ampahibemaso: Omaly no nikabary ny fandoaoan-ketra ny tomponarivo
Miteny, mibedibedy: Mandehana mandeha ianao fa aza mikabary ny zanako eo [1.1]
Explanations in English To deliver a public order, to proclaim, to pronounce, to announce, to speak in a public assembly on some public business [1.2]
 To make a speech; to lead a palaver or discussion [1.7]
Explanations in French Prononcer un discours public, proclamer des lois, des ordres dans une assemblée publique, intenter un procès, réprimander [1.3]
 Donner un discours; diriger ou prendre part à un palabre [1.8]
Examples 
1Tsy misy mahazo midonana-poana, hoy izy isaky ny mamory olona mikabary. [2.472]
2Raha mikabary ny andriana, raha mitantara ka misaotra, raha mivavaka, dia Rafandrana hiany no aloha. [2.48]
Morphology 
Present : mikabary
Past : nikabary
Future : hikabary
Imperative : mikabaria
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20