Entry mijoy (joy)
Part of speech active verb or adjective
Explanations in Malagasy Latsaka, mirotsaka foana tsy miato: Mijoy ny orana amin' ilaifito
Mitomany tsy an-kijanona: Asa na marary io zazakely io na maninona fa mijoy foana ny ranomasony. / Ny maso mijoy toa patrakala. (Ny Avana) [1.1]
Explanations in English To cry, to weep
Rainy [1.2]
Explanations in French Couler, tomber longtemps, ruisseler: Mijoy ny ranon' erika (La bruine ne cesse de tomber)
Pleurer avec beaucoup de larmes: Nijoy ny ranomasony (Ses larmes ruisselaient) ~ Nojoy ny zazakely (L'enfant pleurait) [1.3]
Examples Mitaraina Ibeby anaty lambany ao, mainka koa indreny Mipatraka mijoy fa feno mitatao ny ranomason-dreny. [1.220]
Morphology 
Present : mijoy
Past : nijoy
Future : hijoy

Anagrams 

Updated on 2021/06/24