Entry mijoro (joro)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitsangana mahitsy tsara: Aza mijoro eo am-baravarana eo fotsiny ianao
Miorina: Efa mijoro izao ny fikambanan' ny mpampiasa fiarakaretsaka [1.1]
Examples 
1Nahoana hianao no dia mijoro? [2.69]
2ny tamboho sisa no mijoro ao. [2.470]
Morphology 
Present : mijoro
Past : nijoro
Future : hijoro
Imperative : mijoroa

Entry mijoro (joro)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Mivavaka, mitsodrano [1.78]
 Mivavaka [1.1]

Entry mijoro (joro)
Part of speech adjective
Explanations in French Debout [1.13]

Anagrams 

Updated on 2023/04/09