Entry mijoloka (joloka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miditra, mitsofoka: Tonga dia nijoloka tao anatin' ilay akanjobe izy ka tsy fantatra [1.1]
Morphology 
Present : mijoloka
Past : nijoloka
Future : hijoloka
Imperative : mijoloha

Updated on 2023/01/05