Entry mijojo (jojo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandeha mizotra tsara misononoka: Mijojo erỳ izany fandehan' ity milina ity izany
Latsaka moramora, mikararana (orana): Nijojo ny orana hatramin' ny roa ka hatramin' ny telo [1.1]
Morphology 
Present : mijojo
Past : nijojo
Future : hijojo

Updated on 2023/01/05