Entry mijaingy (jaingy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra, mandeha amin' ny famindra madinidinika nefa toa mangozohozo, mitongilana toa hianjera, marary: Nijaingy tahaka ny akoho voakapoka izy niala avy tao
¶ Mamindra toa mitsipitsipika: Lasa nijaingy ny anao lahy nony voatonona ny anarany [Rajemisa 1985]
Morphology 
mijaingy
nijaingy
hijaingy
Synonyms mijaingijaingy

2010/05/06