Entry mihosina (hosina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mifotetaka, mitavona: Mihosim-potaka
¶ Rakotra: Nihosim-bovoka tao avara-trano tao ny zanakao
¶ Miasa tsy miroa fo (indrindra amin' ny raharaha ara-pianakaviana): iNihosina erý izy tamin' ny famadihana ny rafozany [Rajemisa 1985]
English definition to roll oneself in something [Hallanger 1973]
French definition se vautrer dans la boue, etc. [Hallanger 1974]
Morphology 
mihosina
nihosina
hihosina
mihosena
Compound words, titles, names 

Entry mihosina (hosina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Boribory na boribory lavalava [Rajemisa 1985]
Synonyms mihosinkosina
Quotes 

2012/07/10