Entry mihorohoro (horohoro)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mangovitra, mihovitrovitra: Mihorohoro mihitsy ny trano rehefa mikotroka ny varatra
¶ Matahotra, mitebitebin-tahotra: Mihorohoro ny vahoaka fa toa hipoaka, hono, ny ady [Rajemisa 1985]
English definition to tremble, to shudder [Hallanger 1973]
French definition trembler, frémir [Hallanger 1974]
Morphology 
mihorohoro
nihorohoro
hihorohoro
mihorohoroa
Examples Mihorohoro dia mihorohoro ny tany; [Baiboly: 29:024:019/Isaia 24:19..]

2013/04/24