Entry (1/2) | 1 mihorirana (horirana) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Mandry ka ny rirana na ny ila no atao ambany mandry: Telo no fomba fandry: ny mitsilany, ny mihorirana ary ny mihohoka 4 Miala amin' ny loza na toe-java-tsarotra: Tsy atahorana ireny fa olona mahay mihorirana [1.1] |
Explanations in English |
5 to be placed on edge [1.7] |
Explanations in French |
6 être placé sur son bord ou son côté [1.8] |
Examples |
7 Niteny izany izy, sady nihodina teo an-toerana, mba samy hahita azy manatrika, mihorirana, miamboho, ny olona rehetra. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mihorirana |
Entry (2/2) | 14 mihoriràna (horirana) |
Part of speech | 15 imperative of active verb mihorirana |
Explanations in French |
[1.3] |
Tables and plates |
16 All the active imperatives |
Anagrams | 17 mihorirana, mihoriràna, mihorirana, mihoriràna |
Updated on 2023/01/20 |