Entry mihoripika (horipika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mirintona hiala, manalavitra tsy tia na sosotra: Izany anie no farihy manantsika tsiriry,-- ka izay mihoripika ihany no manenina. (Rajaonah Tselatra) [1.1]
Morphology 
Present : mihoripika
Past : nihoripika
Future : hihoripika
Imperative : mihoripiha

Updated on 2023/01/20