Entry mihombo (hombo)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mikambana amin' ny alalan' ny hombo, miraikitramafy: Varavarana mihombo amin' ny dity fotsiny
¶ Mifantsika amin' ny asa: Mihombo amin' ny fianarany ity zazalahy ity
¶ Mikiribiby amin' ny...: Mihombo amin' ny heviny Rabe [Rajemisa 1985]
English definition to be nailed fast [Hallanger 1973]
French definition être cloué [Hallanger 1974]
Morphology 
mihombo
nihombo
hihombo
mihomboa

Entry mihombo (tombo)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mihamafy (enti-milaza aretina): Nihombo ny aretiny hatramin' ny omaly [Rajemisa 1985]
English definition Mihombo ny aretina (The sickness is getting worse) [Hallanger 1973]
French definition Mihombo ny aretina (La maladie s'aggrave) [Hallanger 1974]
Synonyms manombo

Updated on 2013/04/24