Entry mihohy (hohy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihady amin' ny hoho: Mihohy ny tany ny saka
Mihehy
Mamongatra zavatra avy any anaty tany: Mihohy ny mangahazo ny alika dia
Mitady hahalala, mangoraka: Nihohy mafy ilay zavatra noresahintsika Rakoto, fa tsy nilaza aho [1.1]
Morphology 
Present : mihohy
Past : nihohy
Future : hihohy
Imperative : mihohaza
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/05