Entry mihofa (hofa)
Part of speech active verb
Malagasy definition Enti-milaza zavatra ampiasain' olona na anaovany na ipetrahany ka andoavany vola: Mihofa ny tranon-dRabary eo akaikinay. / Mihofa telo arivo io trano be io [Rajemisa 1985]
Morphology 
mihofa
nihofa
hihofa

2010/05/14