|
|
|
|

Entry1  mihobankobana
Root  2  hobankobana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mibontsina (toy ny taratasy midity tsy mipetaka tsara fa mivohitra misy elanelany amin' ilay zavatra ipetahany); misy takobany: Mihobankobana ity petadrindrina ity izany
5  Malalaka tsy manara-batana na mifinjifinjy (akanjo): Narary angaha Rakoto no dia nihanahia ohatra an' iny; efa hita mihobankobana erỳ ny akanjony [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Updated on 2023/01/05