Entry mihizina (hizina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Feno hipoka, tsy ahazoana mikofoka: Mihizina ny trano azon' ny vahoaka
¶ Mihitsoka, milentika: Mihizina ao amin' ny hidin-trano ny fanalahidy
¶ Mihidy, mihiboka: Mihizina ao an-trano ao izy
¶ Mijanona ela, milentika: Nahoana no nihizina tany an-tsena tany ialahy?
¶ Mihenahena, mitokona [Rajemisa 1985]
English definition to be crowded, full [Hallanger 1973]
French definition être bondé [Hallanger 1974]
Morphology 
mihizina
nihizina
hihizina
mihizìna

Entry mihizìna (hizina)
Part of speech imperative of active verb mihizina [full list]
French definition  [Abinal 1888]

2012/08/07