Entry mihisatra (hisatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandeha na mamindra miadana dia miadana: Mihisatra erỳ ianao ka aiza no tsy ho diso fidirana
Midina amim-pahasarotana ao an-tenda toy ny hahakenda: Omeo rano aho fa mihisatra ato an-tendako ny saonjo
Mihodina miadana sady mikasoka: Mihisatra ny vavahady fa efa te hisy menaka [1.1]
Explanations in English To move slowly, as a canoe touching bottom [1.7]
Explanations in French Aller lentement en raclant, en touchant le fond [1.8]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mihisatra
Past : nihisatra
Future : hihisatra

Anagrams 

Updated on 2023/01/20