Entry mihisatra (hisatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandeha na mamindra miadana dia miadana: Mihisatra erį»³ ianao ka aiza no tsy ho diso fidirana
¶ Midina amim-pahasarotana ao an-tenda toy ny hahakenda: Omeo rano aho fa mihisatra ato an-tendako ny saonjo
¶ Mihodina miadana sady mikasoka: Mihisatra ny vavahady fa efa te hisy menaka [Rajemisa 1985]
Explanations in English to move slowly, as a canoe touching bottom [Hallanger 1973]
Explanations in French aller lentement en raclant, en touchant le fond [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Morphology 
mihisatra
nihisatra
hihisatra

Updated on 2020/07/31