Entry | 1 mihirihiry |
Root | 2 hirihiry |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihenahena amin' izao: Nanontaniana izy fa nihirihiry fotsiny teo 5 Mandà tsy hanao na hanome: Niangaviako izy mbahanampy ahy nefa nihirihiry fotsiny izao 6 Manao ditra, mikiry: Mihirihiry fotsiny izao Isambilo [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |