Entry mihirihiry (hirihiry)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihenahena amin' izao: Nanontaniana izy fa nihirihiry fotsiny teo
Mandà tsy hanao na hanome: Niangaviako izy mbahanampy ahy nefa nihirihiry fotsiny izao
Manao ditra, mikiry: Mihirihiry fotsiny izao Isambilo [1.1]
Morphology 
Present : mihirihiry
Past : nihirihiry
Future : hihirihiry
Imperative : mihirihiria

Updated on 2023/01/20