Entry mihinjihinjy (hinjihinjy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihinjitra, henjana: Loza fa nihinjihinjy foana teo ny sandriny
Mampihenjana ny tena ka mampiridiridy azy: Nihinjihinjy toy ny maty ilay marary [1.1]
Explanations in English To be rigid, to be stiff [1.7]
Explanations in French être rigide, raide [1.8]
Examples Ny olona rahefa tifirina, hoy izy nanohy, raha vao bala iray no mahavoa azy, mihinjihinjy eo am-pitsanganana eo aloha izy, fa tsy mianjera avy hatrany. [2.472]
Morphology 
Present : mihinjihinjy
Past : nihinjihinjy
Future : hihinjihinjy
Imperative : mihinjihinjia
Proverbs 

Updated on 2023/01/20