Entry mihiboka (hiboka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihidy ao amin' ny toerana anankiray tsy mety mivoaka: Mihiboka ao an-trano ao tsy mety hivoaka izy
Mijanona maharitra: Mihiboka ato amin' ny mangazay ato foana ny entana
Mifantsika, voatana: Mihiboka amin' ny raharaha ao Rakoto
Mitovy hevitra: maizina andro mifahy ~ mihidy an-trano ~ mikatontrano ~ milevim-belona toa trandraka ~ mirindrin-trano [1.1]
Explanations in English To be confined indoors [1.7]
Explanations in French être consigné, rester à la maison [1.8]
Morphology 
Present : mihiboka
Past : nihiboka
Future : hihiboka
Imperative : mihiboha
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20