Entry mihenahena (henahena (hena))
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandà amim-pikiribibiana: Mihenahena Isambilo rehefa irahina
¶ Mangina tsy miteny, tsy mamaly: Nahoana ianao no mihenahena nefa anontanian' olona?
¶ Mitaredretra, milasilasy ela: Nahoana no nihenahena tany an-tsena ialahy
¶ Mikiribiby amin' ny heviny: Ianao koa, Rangahy, dia mihenahena amin' izay roanjato ariary izay [Rajemisa 1985]
Morphology 
mihenahena
nihenahena
hihenahena
mihenahenà

Entry mihenahenĂ  (henahena (hena))
Part of speech imperative of active verb mihenahena [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/04/23