Entry mihelina (helina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandalo vetivety, miseho kely dia lasa: Mihelina ny volana
Mamangy vetivety dia lasa: Tsy nanao afa-tsy nihelina ihany i Dada teto aminay [1.1]
Explanations in English To glide by rapidly, to pass by swiftly, to elapse. [1.2]
 To pass rapidly, to decline [1.7]
Explanations in French Passer rapidement; décliner [1.8]
Examples Ndrisy, toa rahona sy zavona mihelina tokoa mantsy ireny. [2.470]
Morphology 
Present : mihelina
Past : nihelina
Future : hihelina
Imperative : mihelena
Proverbs 

Updated on 2023/01/20