Entry mihebiheby (hebiheby)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mivezika atsy mivezika aroa mba hampijanona: Lehilahy maro no nihebiheby ilay omby fa tsy nahasakana azy
¶ Mandositra hatraiza hatraiza: Nihebiheby ny ankizy nahita ilay soavaly nandrifatra
¶ Mihaodihaody: Misy lehilahy mihebiheby ao an-tokotany [Rajemisa 1985]
Morphology 
mihebiheby
nihebiheby
hihebiheby
mihebihebe
Quotes 

Updated on 2010/05/14