|
|
|
|

Entry1  mihazakazaka tratran' ny miadana
Elementary words  2  mihazakazaka, tratra, miadana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ireo izay manao dia maika na mirotoroto manao zavatra nefa tratran' ireo izay mandeha moramora na maka milamina: tsy ny firotorotoana no ahavitan-javatra fa ny fanaovana am-pilaminana

Updated on 2023/06/26