Entry mihazakazaka tratran' ny miadana
Elementary words mihazakazaka ; tratra ; miadana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ireo izay manao dia maika na mirotoroto manao zavatra nefa tratran' ireo izay mandeha moramora na maka milamina: tsy ny firotorotoana no ahavitan-javatra fa ny fanaovana am-pilaminana [1.1]

Updated on 2023/06/26