Entry (1/2) | 1 mihavana |
Root | 2 havana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manam-pifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Manjary mihavana isika izao satria manambady ny zokiko ianao Mifankatia, mifanaraka: Efa mihavana izahay izao fa niserana fotsiny ilay fifanolanana tao |
Explanations in English |
5 [1.2] to be in a state of friendship with, to be on friendly terms with, to show friendship towards. 6 [1.7] to be friends |
Explanations in French |
7 [1.54] être parents 8 [1.8] avoir de bonnes relations |
Examples |
9 Tsotra ihany raha te hihavana amiko: [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 15 mihavàna |
Root | 16 havana |
Part of speech | 17 imperative of active verb mihavana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] |
Explanations in French |
19 [1.3] |
Anagrams | 20 hamavany, hanaviam, ihavanam, ivanaham, mahavany, mahavina, mahivana, manaviha, manivaha, mihavana, mihavàna, niavaham |
Updated on 2023/01/20 |