Entry mihatokatoka (hatokatoka (hatoka))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manetsiketsika ny loha amim-pieboeboana kely [1.1]
Examples 
1Mitehaka ny Andriambaventy rehetra dia mihatokatoka - resy lahatra. [2.528]
2Ny lehilahy kosa efatra, mandroso, miverina, manao dia tsaikona, miondrika, mihatokatoka ka mihofahofa mbamin'ny sofin'ny satroka penjiny. [2.356]
Morphology 
Present : mihatokatoka
Past : nihatokatoka
Future : hihatokatoka

Anagrams 

Updated on 2023/01/20