Entry mihasimba (simba)
Part of speech active verb
Explanations in French  [Vezo] Se détériorer peu à peu [1.68]
Examples 
1raha mihasimba ny fahaizana azy dia ho sahirana isika. [2.285]
2Ary farany, mba efa noeritreretina ve fa mihasimba tsikelikely ary tsy misy fanafany ny toetry ny fifanakalozana ara-tsosialy, vokatry ny tsy fanajana ny sampan-draharaha najoron' ny lalàna hampihatra azy? [4.27]

Updated on 2023/01/05