Entry mihararetra (hararetra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mangovitra fatratra toa rano an-dravina [Rajemisa 1985]
 mihovitrovitra [SLP 1986]
French translation vibrer [SLP 1986]
Morphology 
mihararetra
nihararetra
hihararetra
Examples Sady taitra Ingahibe no nanala ny sarom-bavany, ka namaly azy tamim-peo mihararetra hoe: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 176]
Quotes 

Updated on 2020/07/31