Entry mihandrohandro (handrohandro)
Part of speech active verb
Malagasy definition Efa madiva ho latsaka, mitrahotraho hitomany: Mihandrohandro ny orana. / Aza rahonanao intsony izy fa efa mihandrohandro ny ranomasony [Rajemisa 1985]
Morphology 
mihandrohandro
nihandrohandro
hihandrohandro

Updated on 2020/07/31