|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihaminkamina (haminkamina)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihaminkamina erý izy eny ambony filanjana 4  (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [1.1]
Explanations in English  5  to behave well, to conduct one's self with propriety, to sit demurely or quietly, to eat with care and self-respect. [1.2]
Examples  6  Noho izany dia nahatsikaiky azy ireo ihany ny mahita ireto mpivady antitra mihaminkamina toa mpivady vao. [2.470]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Synonyms  11  mihamina

Entry (2/2)12  mihaminkamìna (haminkamina)
Part of speech  13  imperative of active verb mihaminkamina
Explanations in Malagasy  14  [1.1]
Explanations in French  15  [1.3]
Synonyms  16  mihamìna
Tables and plates  17  All the active imperatives

Anagrams  18  mihaminkamina, mihaminkamìna, mihaminkamina, mihaminkamìna

Updated on 2022/09/05