Entry mihamarivo (rivo)
Part of speech active verb
Explanations in French  [Vezo] Devenir peu profond [1.68]
Examples 
1Fa i Sahabe toa mihamarivo indraindray. [2.576]
2fa ny ao atsimo dia misy tanjona mitranga avy ao atsinanana ka mahaety ny farihy, ary ny rano ao amin' io andilan-drano io dia mihamarivo, hatramin' ny 110 m. [1.38]

Updated on 2023/01/05