Entry mihalaka (halaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Misy elanelana, mifampihataka: Mihalaka loatra ireto zana-kazo ireto
¶ Mihataka: Misy biriky mihalaka amin' ity tamboho ity
¶ Mihataka, misintona, miala: Nifanditra ny mpianatra ka nihalaka Ramose [Rajemisa 1985]
English translation to be separate, to go apart, to have a space between. [Richardson 1885]
Morphology 
mihalaka
nihalaka
hihalaka
mihalaha
Synonyms mihalakalaka

Updated on 2020/07/31