Entry mihahy (hahy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mipetraka amin' ny toerana misy hainandro mba ho maina: Jereo fa sao dia erý amin' ny lamba mihahy erý ny akanjon' ity zaza ity [Rajemisa 1985]
English definition to be drying by exposure to the sun or air. [Richardson 1885]
 to be out in the sun to dry [Hallanger 1973]
French definition être exposé au soleil pour sécher [Hallanger 1974]
Morphology 
mihahy
nihahy
hihahy
mihahaza
Quotes 

2013/04/23