Entry mihahohaho (hahohaho)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misamonomonona manao feo re hatraiza hatraiza: Mihahohaho ny renitantely
Be dia be, maro be mihetsiketsika sarotra isafna: Mihahohaho ny olona tonga hijery lanonana
Manao feo tsy mazava tsara fa toa mifangaroharo [1.1]
Explanations in English To wrangle; to speak in a low tone [1.2]
Morphology 
Present : mihahohaho
Past : nihahohaho
Future : hihahohaho
Imperative : mihahohahoa

Entry mihahohaho (hahohaho)
Part of speech active verb
Explanations in English  [Provincial] To disperse [1.2]

Entry mihahohaho
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihetsiketsika sady misavoritaka [1.13]
Explanations in French Grouiller [1.13]
Morphology 
Present : mihahohaho
Past : nihahohaho
Future : hihahohaho

Anagrams 

Updated on 2022/09/12